<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><title>Fitiavana ranovelona FFPM530</title>
<lyrics>[V1]
 Fitiavana rano velona,
 Loha.rano lalina ;
 Ka miafina ao anatiny
 Ny fiainan-danitra.
 Fitiavana no nirahina
 Avy tamin-Jehova;h ;
 O, mba raisonao, dia ho fanta-trao
 Ny fahasarnbarana.

[V2]
 Fitiavana didy tokana
 Ary didy lehibe ;
 Mitoera ao, hitoeranao Arnim-piadanam-be.</lyrics>
<hymn_number>530</hymn_number>
</song>